....................

....................

jeudi 23 février 2012

FEHEZANTENY

1-Manahoana?
Manao ahoana?
2-Manahoana ny fahasalamana?
Manao ahoana ny fahasalamana?
3-Tsara fa misaotra.
4-Mianatra miteny gasy aho.
5-Mora ny mianatra teny gasy.
6-Salama!
8-Veloma!
9-Samy tsara!
10-Inona ity?
11-Iza no anaranao?
11-Rozy no anarako.
12-Rivo no anarako.
12-Misaotra
13-Misaotra betsaka!
14-Tsy misy fisaorana!
15-Azafady
16-Miala tsiny.