....................

....................

dimanche 26 février 2012

MANOME TOROHEVITRA

GIVING ADVICE : ACCEPTING ADVICE


Dialogue 2


A-Fa naninona i Kalo? Toa misarita-bolo be ianao? Ary toa lasa natavy be?

B-Marina ve? Loza izany!! Voaroaka tamin'y asako aho iray volana izay!

A-Mila manao regima ary mba mifoha maraina kely dia mba mihazakazaka e.

B-Hianao koa!

A-Marina e!

B-Eny ary e!


Remember:

Mila.. you need to..

Eny ary e: ok then.