....................

....................

dimanche 26 février 2012



MANOME TOROHEVITRA

ACCEPTING ADVICE

Dialogue 2

A-Toa sahiran-tsaina be ianao izany?
B-Ie, be asa be aho any ampiasana, sady miady amin'ilay patron foana.
A-Raha izaho ianao dia manaraka fiofanana vaovao hafa aho hampitombo ny karama sy hiakarana grady.
B-Izay mihitsy angamba izao no ho atao.

Remember:
Raha izaho ianao= If you were me, I …
Izay mihitsy no hatao: it’s exactly what I will do.