....................

....................

vendredi 24 février 2012

Mitady asa: Looking for a Job

A-Manahoana tompoko! Kanto no anarako. Izaho no mpiandraikitra. Iza no anaranao ?

Good morning sir. My name is Kanto. I’m the responsible. What is your name?

B-Zo no anarako.

My name is Zo.

A-Faly mahafantatra anao (aho).

Glad to meet you.

B-Izaho koa toraka izay.

Glad to meet you too.

A- inona no asanao taloha?

What was your former job?

B-Tsy niasa aho taloha.

I was jobless.

A-Aiza ianao no mipetraka?

Where do you live?

B-Ao Analakely aho no mipetraka.

I live in Analakely.

A-Manambady ve ianao?

Are you married?

B-Ie, manambady aho.

Yes I am (married).

A-Mananjanaka ve ianao?

Do you have any children?

B-Ie

Yes I do.

A-Firy ny zanakao ?

How many children do you have?

B-Telo ny zanako.

I have three children.

A-Inona no asa tadiavinao?

What job are you looking for?

B-Te hiasa sekretera aho. Mahay mitendry masina aho.

I want to be a secretary. I know how to type.

A-Misaotra anao tonga teto. Ho antsoina amin’ny telefona ianao rahampitso raha misy asa. Veloma.

Thank you very much for coming. We will call you on the phone tomorrow if there is any vacancy. Good bye.

B-Misaotra tompoko. Veloma tompoko.

Thank you. Good bye.