....................

....................

jeudi 23 février 2012

baraingo ??


PUNCTUATION MARKS

. teboka

: teboka roa

... teboka telo

; teboka amam-paingo

? baraingo

! tsoraka

( ) {} [] fononteny

"..." farango sosona

, faingo

' faingo miantona

¨ ~ ` tsindrin-teny ( accent)

X-X tsipim-panohizana



Exercise:
Put the punctuation marks in the sentences
1) Iza ny anaranao...
2) Marary an...doha aho...
3) Ireto avy no ilaina... sotro...vilia...antsy...vera......Mila mitondra sakafo...
4) Inona ary izany... Tsy nisy nandidy... tsy nisy nanjaitra... ka tapitra manana akanjo avokoa izy mianakavy...
5) Dia novelariny ny tsihy...dia hoy Rangahy... ...Ry volombola vorombahangy ô...mandatsaha vola... ...sady nosiahiny...dia nidoboka ny vorona...sady nibarera ny elany...ka nilatsaka ny vola...
6) Ny varavarana narindrina mora vohana... ny teny natao mora tsahivina...ny vato naorina adidy...ary izay atao andraikitra avokoa...ka izay atao rehetra dia itondra...kenatra avokoa raha tsy tandremana... ...Hainteny taloha... ....
Answers:
1) anaranao?

2) an-doha
aho.
3) ilaina:
sotro,
vilia,
antsy,
vera.
sakafo.
4) izany?
nandidy,
nanjaitra,
mianakavy?
5) tsihy,
Rangahy:"
ô!
vola",
nisiahiny,
vorona,
elany,
vola.
6) vohana,
tsahivina;
adidy, avokoa;
tandremana.
(Hainteny taloha).