....................

....................

mardi 13 mars 2012

Malagasy passive verbs 2

Malagasy passive verbs (2)

prefixes+ radical verbs +suffixes

a /an/i/ …V…. ina/ana

1-Manoratra taratasy amin’ny penina i Sara

Sara is writing a letter with a pen.

Amin’ny penina no anoratan’ i Sara ny taratasy.

an- (s)orat(ra)- an(a)’

It is with a pen that Sara is writing the letter.


2-Mandrehitra afo amin’ny afokasoka i Solo.

Solo is lighting a fire with matches.

Amin’ny afokasoka no andrehetan’i Solo ny afo.

Andrehetana= An-rehitra-ana

An-r=>dr-eh-(i)=>e-t(ra)-an(a)’

It is with matches that Solo is lighting a fire.


3-Miakatra ny tohatra moramora ny saka.

The cat climbs the ladder slowly.

Moramora no iakaran’ny saka ny tohatra.

Iakarana= i-akatra-ana

i-aka(t)r(a)-an(a)’

It is slowly that the cat climbs the ladder.*


"""""""""""""---------""""""""""""""""------------------""""""""""""""""""""----------


Exercise:

1-Mamatotra ny omby amin'ny tady ny mpiompy. The farmer ties the ox with a rope.

Amin'ny tady no .........

2-manatsatoka ny angady amin'ny tany ny mpamboly. The farmer drives in the soil the spade.

amin'ny tany no.....

3-manapaka ny mofo amin'ny antsy i Neny. Mother cuts the loaf of bread with a knife.

amin'ny antsy no.......


answers=

1-amin'ny tady no amatoran'ny mpiompy ny omby.

2-amin'ny tany no anatsatohan'ny mpamboly ny angady.

3-amin'ny antsy no anapahan'i Neny ny mofo.


---------- --------------- -------------- ---------------

Exercise:

Passive 1 and 2

1-mamaky kitay amin'ny famaky ny olona. People cut the wood with an axe.

amin'ny famaky.......

ny kitay no........

2-matory eo ambony fandriana ny ankizy. Children are sleeping on the bed.

eo ambony fandriana no.........

3-mandihy eo ambony lampihazo ny mpandihy. The dancers are dancing on the scene.

eo ambony lampihazo no........

4-mihinana vary amin'ny sotro ny vehivavy. The woman is eating rice with a spoon.

amin'ny sotro no....

vary no.........

Answers:

1-amin'ny famaky no amakian'ny olona ny kitay.

ny kitay no vakian'ny olona amin'ny famaky.

2-eo ambony fandriana no atorian'ny ankizy.

3-eo ambony lampihazo no andihizan'ny mpandihy.

4-amin'ny sotro no ihinanan'ny vehivavy ny vary.

vary no hanin'ny vehivavy amin'ny sotro.