....................

....................

jeudi 29 mars 2012

Malagasy tv news : feon-gazety malagasy





TVM FEON-GAZETY MALAGASY - 2 MAI 2007




Read the questions before watching the video here http://www.dailymotion.com/video/x24hym_tvm-feon-gazety-malagasy-2-mai-2007_news


A- Watch the video. (0:25 - 2:04) Then match the headlines with the names of the newspapers:

1-Gazety Ao raha
2-Les nouvelles
3-Taratra:
4-Ny Vaovaontsika
5-Gazetiko

a) dimy no naratra tao Antsiranana omaly
b) nivadika ho rotaka ny fihetsiketsehan’ny mpianatra
c) mandry tsy lavo loha Antsiranana
d) olona dimy no naratra: iray voatifitra, efatra voatora-bato
e) iray no voatifitra, maro no naratra sy voasambotra


Answers:
1-Gazety Ao Raha: c) mandry tsy lavo loha Antsiranana
2-Les Nouvelles : b) nivadika ho rotaka ny fihetsiketsehan’ny mpianatra
3-Taratra: e) iray no voatifitra, maro no naratra sy voasambotra
4-Ny Vaovaontsika: a) dimy no naratra tao Antsiranana omaly
5-Gazetiko: d) olona dimy no naratra: iray voatifitra, efatra voatora-bato


From 2:05 till the end
B-Match the headlines and the newspaper names while watching the video.

1-La gazette de La grande ile
2-Midi Madagascar
3-Madagascar tribune
4-Le quotidien
5-Madagascar Laza
6-Express de Madagascar:
a) fampiharana ny lalàm-panorenana vaovao
b) nitifitra ny mpitandro ny filaminana
c) grenady, naratra maro
d) Rotaka sy poabasy
e) tezitra ny mpianatra medicine eto Antananarivo
f) loza mahatsiravina tetsy Andranotapahana
Answers:
1-La gazette de La grande île: d) rotaka sy paobasy
2-Midi Madagascar: c) grenady, naratra maro
3-Madagascar tribune: b) nitifitra ny mpitandro ny filaminana
4-Le quotidien: a) fampiharana ny lalàm-panorenana vaovao
5-Madagascar Laza: e) tezitra ny mpianatra medicine eto Antananarivo
6-Express de Madagascar: f) accident mahatsiravina tetsy Andranotapahana


C- Fill the gaps ( 0:00-0:20)


Antsiranana/ savoritaka/ peo-mamety/ nianavaratra/ feon-gazety/nianatsimo

Fa hiditra avy hatrany amin’ny (1)………………aloha isika.
(2)…………. avokoa ny mason’ny mpanao gazety androany.
Ny any (3)……………….moa no tiakambara amin’izay.
Nisy ny (4)……………… tao Antsiranana tao omaly hoy ny gazety.
Ao ihany koa ny lafim-baovao hafa, hofitinin’i Johary Ravaojanahary sy Tsitary Jean Paul.

Answers:
1-feon-gazety-2nianavaratra-3-Antsiranana-4-savoritaka.



---


Translation
A-
1-Gazety Ao raha: c) mandry tsy lavo loha Antsiranana.
Newspaper Ao raha: Antsiranana is strife-ridden.
2-Les nouvelles : b) nivadika ho rotaka ny fihetsiketsehan’ny mpianatra
Newspaper Les nouvelles: students' manifestation turned to civil strife
3-Taratra: e) iray no voatifitra, maro no naratra sy voasambotra
Newspaper Taratra: one person shot, many injured and arrested
4-Ny Vaovaontsika: a) dimy no naratra tao Antsiranana omaly
Newspaper Ny Vaovaontsika: five people injured yesterday in Antsiranana.
5-Gazetiko: d) olona dimy no naratra: iray voatifitra, efatra voatora-bato
Newspaper Gazetiko: five injured, one shot, four stoned
B-
1-La gazette de La grande île: d)rotaka sy paobasy
strife and gun shots.
2-Midi Madagascar: c)grenady, naratra maro
grenades, many wounded
3-Madagascar tribune: b) nitifitra ny mpitandro ny filaminana
policemen shot at manifestants
4-Le quotidien: a) fampiharana ny lalam-panorenana vaovao
application of the new Constitution
5-Madagascar Laza: e) tezitra ny mpianatra medicine eto Antananarivo
dissatisfied medical students in Antananarivo.
6-Express de Madagascar: f) accident mahatsiravina tetsy Andranotapahana
a fatal car accident in Andranotapahana.
C-
Fa hiditra avy hatrany amin’ny (1)………………aloha isika.
First of all, the summary of newspapers' headlines :
(2)…………. avokoa ny mason’ny mpanao gazety androany.
Today, newspapers are unanimously reporting about the latest news in the Northern part of the country.
Ny any (3)……………….moa no tiakambara amin’izay.
We mean the region of Antsiranana.
Nisy ny (4)……………… tao Antsiranana tao omaly hoy ny gazety.
According to the reporters, in that area yesterday, there was some civil unrest.
Ao ihany koa ny lafim-baovao hafa, hofitinin’i Johary Ravaojanahary sy Tsitary Jean-Paul.
The other news are summarized for us by Joahary Ravaojanahary and Tsitary Jean-Paul.