....................

....................

samedi 28 avril 2012

adverbs of time and time expressions

Time adverbs and Time expression







omaly: yesterday
Nandeha niditra baoty ny zanak'i Ravao omaly alina.


aninaraina: this morning (gone)
Aninaraina izy dia tsy tafafoha fa reraka.


izao folakandro izao/ izao hariva izao : this afternoon/night
Izao folakandro izao vao handeha hianatra izy.
izao hariva izao dia hiverina handihy indray izy.


rahampitso : tomorrow
Rahampitso dia toy izany koa ny fandaharam-potoany.


rahafakampitso: in two days' time
rahafakampitso dia hiaraka maromaro ry zareo fa tsy handeha irery.


androany: today
androany dia hangata-bady an'i Lalao i Sedera.


izao: now/ izao.. (time) ... izao: izao anio izao: this day
izao dia izao: immediately now
miantso azy izy izao izaho miteny izao.
Nampandre azy mialoha izy fa handalo izao dia izao.


amin'izao fotoana izao: at this time
Amin'izao fotoana izao dia mamaly ny hataka ataony i Lalao: manaiky izy.


amin'ny talata ho avy izao: next Tuesday
amin'ny talata ho avy izao ny fananteram-bodiondry.


amin'ity taona ity: this year
amin'ity taona ity no atao ny mariazy.


ato ho ato: sometime in the future
Ato ho ato no atao ny fisoratana.


any ho any: near future (in the indefinite future)
amin'ny taona ho avy any ho any no hiteraka izy roa.








(lasa) sahady : already (gone)
lasa nody sahady ny mpianatra kanef ambola tsy naneno ny lakolosy.

efa (lasa) : already (gone)
efa lasa niasa ny patron vao tonga ny mpiasa sasany.


vao (lasa )/ vao (lasa) (vao) teo: just (gone) now
vao lasa nody teo ny dokotera.
vao lasa vao teo ny mpanambady, tara kely ianao.