....................

....................

dimanche 1 avril 2012

Andavabiby (2) : learn malagasy written expressions with films


Written expressions:

Andavabiby

A-Put the sentences in the right order to make the summary of the extract:

1-Nanipy zavatra mahasempotra tao ampianarana ireo olona ireo. Avy eo dia niditra ny trano fianarana, ary nikapoka ny lohan’i Betany.

2- Io vehivavy io mantsy no tsy nahatontosa ny hevidratsiny.

3-Nifoha i Betany. Efa tao anaty sambo izy, ary nifatotra ny tongony sy ny tanany.

4-Ny olona rehetra dia matahotra an’i Morgan.

5-Nisy vehivavy iray, I Betany no anarany, tsy tian’i Morgan.

6-Nikiakiaka i Betany, niantso vonjeo. Nisy gadra hafa atao hoa Mahery ny anarany, (resaka) taminy mba hitony izy.

7- Ity lehilahy ity dia manana ny zavatra rehetra afatsy ny fahefana fara tampony.

8- Mpampianatra tao amin’ny sekoly iray Betany.

9-Naniraka olona roalahy haka ankeriny an’i Betany i Morgan.

Answers:

4-Ny olona rehetra dia matahotra an’i Morgan.

7- Ity lehilahy ity dia manana ny zavatra rehetra afatsy ny fahefana fara tampony.

5-Nisy vehivavy iray, i Betany no anarany, tsy tian’i Morgan.

2- Io vehivavy io mantsy no tsy nahatontosa ny hevidratsiny.

8- Mpampianatra tao amin’ny sekoly iray Betany.

9-Naniraka olona roalahy haka ankeriny an’i Betany i Morgan.

1-Nanipy zavatra mahasempotra tao ampianarana ireo olona ireo. Avy eo dia niditra ny trano fianarana, ary nikapoka ny lohan’i Betany.

3-Nifoha i Betany. Efa tao anaty sambo izy, ary nifatotra ny tongony sy ny tanany.

6-Nikiakiaka i Betany, niantso vonjeo. Nisy gadra hafa atao hoa Mahery ny anarany, niresaka taminy mba hitony izy.

B-Vocabulary:

Read the summary again. Find the Malagasy words equivalent to the English definitions:

1-afraid

2-name

3-classroom

4-boat

5-bad schemes

6- power

Answers:

1-matahotra-2- anarana-3-trano fianarana-4-sambo

5- hevidratsy-6-fahefana

C-Read the questions and put the answer in order:

1-Iza no atahoran’ny olona?

olona - Morgan -i -atahoran’ - no- ny-

2-Inona no anaran’ilay sary mihetsika?

mihetsika - ny- Andavabiby- sary - no - anaran’-

3-Aiza no misy an’i Andrabeba?

i-no - hita - tsy - Andrabeba- misy-an’

4-Firy ny mpaka an-keriny?

- ny -roa- mpanka -keriny- an-

5-Maninona no nisy naka an-keriny i Betany?

izy -ho- i -satria -sakana - Morgan- an - no

Answers:

1- I Morgan no atahoran’ny olona.

2- Andavabiby no anaran’ny sary mihetsika

3- Tsy hita no misy Andrabeba.

4- Roa ny mpanka an-keriny.

5- Satria izy no sakana ho an’i Morgan.