....................

....................

vendredi 8 juin 2012

@, amin'ny, tamin'ny, alohan'ny, aorinan'ny, mandritra




AT=Amin'ny (present ), tamin'ny (past)

-Handeha ho any am-pianarana aho amin'ny fito maraina.
I will go to school at 7 'oclock of the morning.

-Amin'ny firy no tonga ny avion?
At what time will the plane land?

-Tamin'ny firy ianao no tonga teto?
At what time did you arrive here?

-Nanana fotoana aho tamin'ny iraikambifolo ora.
I had an appointment at 11 o'clock.

BEFORE=Alohan'ny (present), talohan'ny (past)

-Alohan'ny ivoahako ny trano dia mijery fitaratra aho.
Before I go out of the house I take a look at myself in a mirror.

-Tsy mahazo miala ao amin'ny bisy alohan'ny fijanonana.
It is forbidden to step down the bus before it has stopped.

-Adinoko ny nanapika jiro talohan'ny nandehanako niasa.
I have forgot to switch off the light before I went out of the house.

-Talohan' ny nahatongavako tany dia niantsoy aho.
Before I went to the place, I have given a call.

AFTER=Aorinan'ny (present), taorinan'ny (past)

-Aza mandeha mody alohan'ny amin'ny enina hariva.
Go home after 6 o'clock.

-Mandehana tongotra kely aorinan'ny fisakafoanana.
take a walk after you have eaten.

-Taorinan'ny niasanao tany dia taiza koa ianao no niasa?
After you have left your last position, where else did you work?


WHILE=Mandritra (present), nandritra (past)

-Nifankahita izahay nandritra ny fianaranay tao amin'ny oniversite.
We had met while we were studying in the university.

-Nijery tele izy nandritra ny nijanonany tao an-trano.
He was watching tv while he was at home.


***---***


Remarks=

in front of= eo alohan'ny
The cinema is in front of the market= eo alohan'ny tsena ny sinema.

behind= ao ambadika, ao aorian'ny
The school is behind the church
ao ambadikin'ny fiangonana ny fianarana.

The child stands behind the tree.
Mijoro ao aorian'ny hazo ilay ankizy / mijoro ao ambadikin'ny hazo ilay ankizy.

***---***


Exercises:

A-Fill with amin'ny/tamin'ny, aorianana/taorinan'ny, alohan'ny/talohan'ny, mandritra/nandritra

1-Antsoy aho ...... valo ora.
2-...........amakiana boky dia sokafy aloha io.
3-nijanona tao aminay izy ...........ny vakansy.
4-narary izy ...........nihinanany sakafo maloto.
5-Nody izy .............tamin'ny folo ora alina.


Valiny
1-amin'ny-2- alohan'ny-3- nandritra -4-taorinan'ny-5-talohan'ny, taorinan'ny


***---***

B-How would you say in malagasy:

1- The class finishes at 2 o'clock.
2-Before you speak, raise your hand.
3-While we are at school we should not make noise.
4-Line up before you go inside the classroom.
5-We do an exercise after we have understood the lesson.


Valiny

1-Mirava amin'ny roa ora ny kilasy.
2-Alohan'ny hitenenana dia atsangano ny tànana.
3-Mandritra ny fianarana dia tsy mahazo mitabataba
4-Milahatra alohan'ny idirana ao an-dakilasy.
5-Aorinan'ny lesona dia manao fanazarana isika.