....................

....................

vendredi 29 juin 2012

Loza mitranga: accidents ( Writing skill )



Can you think of what has happened /will happen?

A. Indray andro aho nandeha tamin’ny làlana iray. M………hiasa dia nandeha haingana be. Tsy hitako ilay ……… tamin’ny tany. Voahitsaky ny ……….tsy nahy ka ……….aho. N……….tamin’ny ranjoko izay kika kely, ary rovitra ny zipoko.

B-Nisy .......... roa niara-...... Potika ny capot ary ....... sy tapaka ny ....... aloha. Ilay fiara iray koa .........ny lohany sady vaky ny .......... aty aloha. Voa mafy io mpitondra io nefa tsy nanana horangotina fa lany omaly ny ...........

C-…loatra ilay rangahy niakatra tohatra ka rehefa ….. sisa tsy tonga tery ambony dia ……….. ary …….mafy. …..ny tongony satria ………..loatra izy, be kibo be.

D-Omaly te hametraka ..........amin’ny rindrina i dada. ....... tamin’ny ........... ny ........., ka........be. Tsy nisy ra latsaka fa nivonto be ilay tànana.

Valiny:


A. Indray andro aho nandeha tamin’ny làlana iray. Maika hiasa dia nandeha haingana be. Tsy hitako ilay hoditr'akondro tamin’ny tany. Voahitsaky ny tongotra tsy nahy ka nianjera aho. Naratra tamin’ny ranjoko izay kika kely, ary rovitra ny zipoko.


B-Nisy fiara roa niara-doza. Potika ny capot ary vaky sy tapaka ny kodiarana aloha. Ilay fiara iray koa potika ny lohany sady vaky ny fitaratra aty aloha. Voa mafy io mpitondra io nefa tsy nanana horangotina fa lany omaly ny fiantohana fiara.

C-Mavesatra loatra ilay rangahy niakatra tohatra ka rehefa kely sisa tsy tonga tery ambony dia nianjera ary naratra .mafy. Tapaka ny tongony satria matavy loatra izy, be kibo be.

D-Omaly te hametraka tablô amin’ny rindrina i dada. Voakapony tamin’ny maritoa ny tanany, ka narary be. Tsy nisy ra latsaka fa nivonto be ilay tànana.