....................

....................

jeudi 16 août 2012

aza manitsaka e! don't tread on my foot



Kilalao 6

1-Nisy nanitsaka ny tongotrao. Inona no lazaina=
a-Mbay tery, i tena!
b-Jereo ny aleha fa tsy ny lanitra no jerena e!
c-Aza manitsaka e!
2-Nanitsaka tongotr’olona ianao. Inona no teneninao?
a-Azafady fa voahitsako ny tongotrao!
b-Tsara ho azy e!
c-Aiza koa ny tongotra iray hohitsahana!
3-Manontany lalana ianao. Inona no lazainao?
a-Azafady tsy azoko
b-Azafady very lalana aho
c-Azafady alefaso aty ny sôsy.
4-Tsy omby ny akanjo nandramanao. Inona no lazainao.
a-Tairo aty ny lehibehibe kokoa.
b-Afaka omeonao lehibehibe kokoa ve azafady.
c-Tsara loatra ity.
5-Mitabataba loatra ny mpiara-monina aminao. Inona no lazainao.
a-Azonao ampakarina ve ny mozika azafady
b-Mafy loatra ny mozika fa mba ampidino
c-Moramora baina a


Valiny
1c-2a-3b-4b-5b