....................

....................

mercredi 14 novembre 2012

ny ankizy teraka taty andafy ve mahay miteny gasy?

watch the video on : http://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=vvl9eRfZwlo

A-Maninona no tsy miteny malagasy ireo ankizy Malagasy teraka taty an-dafy?
Fenoy ny banga amin’ireto teny ireto teny ireto:
-fiainany
-toeram-pianarana
-teraka
-teny Malagasy
- mpampianatra
-teny frantsay

-hiasa
-mianatra

1-Zanakay taty no ….
2-Aty no ….
3-Aty no ….
4-Ary efa aty ny …..
5-Ka tsy hita intsony izany ny ilana ny………..
6-Indrindra, indrindra eo amin’ny ………
7-Ny fampianarany amin’ny ……
8-Ny ankizy sy ny ………..dia samy frantsay.

(3:03 )
B-Miteny gasy ve manambany? Marina sa diso
1-Mbola any Madagasikara dia efa  efa tsy miteny gasy .
2-Ny olona miteny gasy any Madagasikara dia heritreretina fa ambany avokoa.
3-Ny manan-karena any Madagasikara dia miteny frantsay ny sasany.
4-Ny manam-pahaizana rehetra dia miteny frantsay daholo any Madagasikara.
5-Te hampisongadina ny tenany ireo miteny frantsay any Madagasikara.

(5:00) fidio ny valiny marina:marina/diso/tsy fantatra
C-Ahoana ny fandehany rehefa miha-lehibe ny ankizy ka tsy mahay miteny gasy?
a-Faly be izy fa tsy fantatra hoe gasy.
b-Manome tsiny ny ray aman-dreny ny ankizy .
c-Mianatra ireny ny teny gasy ny ankizy rehefa lehibe.

VALINY
A-
1-Zanakay taty no teraka.
2-Aty no mianatra.
3-Aty no hiasa.
4-Ary efa aty ny fiainany.
5-Ka tsy hita intsony izany ny ilana ny teny Malagasy.
6-Indrindra, indrindra eo amin’ny toeram-pianarany.
7-Ny fampianarany amin’ny teny frantsay.
8-Ny ankizy sy ny mampianatra dia samy frantsay.

B-1-marina/2-marina/3-marina-4-diso-5-marina

C-a-tsy fantatra/diso-b-marina-c-tsy fantatra/diso