....................

....................

mercredi 29 février 2012

Iza aho? Who am I?



Text


Iza aho? is a short story by Ratsifandrihamanana. It is about a man who is alienated by the idea that his stepdaughter became his stepmother.
"Iza aho" no miverimberina matetika, miretsidretsika ato amiko; -Zanak'iza? Vadin'iza? Rafozan'iza? Vinanton'iza? Rain'iza? Zafikelin'iza? Raiben'iza?... Toa mihanihany maika manirikiry ahy ny fahalalana fa misy ny aretin-tsaina izay itrangan'ny atao hoe: fanadinoana tapatapany. Ndrao, sanatria, dia voan'izany aho?.
Ratsifandrihamanana, Lavakombarika, 2005 (1965), p 137.
=="==
Vocabulary:
aretim-tsaina: mental illness
fanadinoana: memory loss
=="==
Reading comprehension:
Look at the family tree, which summarises the text. Can you answer the following questions



A-Is it true or wrong

1-raiko i dada
2-anabaviko i Zaory
3-renikeliko i Zaory


B-Choose from the different choices, there is one true answer:

1-Before their marriage, my father was ..... to Zoary
a-raikely
b-vady
c-dadabe

2- After their marriage, my father became ..... to my stepsister?
a-raikely
b-vady
c-zaodahy

3-After their marriage, Zoary, my stepsister became my.... :
a-anabavy
b-rafozona
c-renikely

2-My father who married my stepsister became my ...:
a-zaodahy
b-ray
c-dadatoa

3-My father became .... to my wife?
a-zaodahy
b-vinantolahy
c-rafozana

4-My wife became ... to my father:
a-rafozana
b-vady
c-vinantovavy

4-I became .... to my wife
a-dadatoa
b-zaobavy
c-zaodahy

5-My father and Zaory had a son, Manga, Manga is my .....?
a-anadahy
b-rahalahy
c-zanakanadahy

6- Sely and I had a daughter, Niry. She is .........to my brother Manga?
a-zanakanabavy
b-zanaky ny mpirahavavy
c-zanaky ny mpirahalahy


Answers
A- 1/2/3: true
B-1-a; 2-b;3-c; 4-a; 5-b; 6-c;


==""==


"(...)...vavimatoanay sy Sely i Zaory, zafikelinay anefa i Manga zanak'i Zaory, ary satria renikeliko i Zaory dia mazava ho azy fa zafikelinay i Niry zanakay. Tsy zanakay naterakay ve i Niry? zafikelin'i Zaory zanakay ve izy? Zafiafinay izany i Niry naterakay?...(...). Ny tenako no vadin'i Sely, Renibeko i Sely ka moa Dadaben'ny tenako aho? Mila ho adala ny lohako: "Iza aho?".
C. Ratsifandrihamanana, 2005. p143-144.C.

Vocabularyadala: crazy
ny tenako: myself (my body)

1-I am the grandfather of...?
a-Izaho
b-Niry
c-Manga

Answer:
1-a (izaho=ny tenako: me, myself)



Malagasy family

Malagasy Family and relationships

Rohimpianakaviana



NENY sy DADA

ZANAKA

+






Dada: the father
Malagasy people call him formally Ray, like in Father God, Andriamanitra Ray.

Neny: the mother
unformal for Reny,

Ray aman-dreny : the parents

vady : spouse

vady : wife or husband

Zanaka: the children/the child

Zanakalahy: the son

Zanakavavy: the daughter

Anadahy: brother

Anabavy: sister


Exercise:
1-Fill the chart




2- How do you say " anabavy"; "anadahy"; vady"?

Answers:
1-dada, neny, zanakalahy, zanakavavy, zanakalahy
2-sister; brother, spouse/wife/husband



Manahoana? Pronunciation of some Malagasy greeting expressions.





IZA NO ANARANAO? What’s your name?

Tovo: Iza no anaranao?
i:za njanaraˈnaw
What is your name?

Ted: Ted no anarako. Anglisy aho. Ary ny anaranao?
Ted njanaraˈkʷ . amerikan'a. a:ri njanaraˈnaw
My name is Ted. I'm English. And what’s your name?

Tovo: Tovo no anarako.
Tuv njanaraˈkʷ.
My name is Tovo.

Mpampianatra: Manahoana. Iza no anaranareo?
manaˈonə̥. ˈiːza njanaraˈnarew
Teacher: Hi. What are your names?

Tovo: Manahoana. Ny anarako dia Tovo ary izy no Ted.
manaˈonə̥. njanaraˈkʷ de Tuv arʲ ˈiːzi nu Ted
Hi. My name is Tovo and this is Ted.

Ny mpampianatra: Faly mahafantatra.
falʲ mafatatʂa
The teacher: Glad to meet you.

Ny mpianatra: Faly mahafantatra.
falʲ mafatatʂa
The pupils: Glad to meet you.

Tovo and Ted: Faly mahafantatra.
falʲ mafatatʂa
Glad to meet you (too).

Tovo to Ted: Mahay miteny Malagasy ve ianao?
maaj miˈtenʲ malaˈɡasʲ ve eˈnaw
Do you know how to speak Malagasy?

Ted: ?!!. Mahay miteny malagasy aho. Manao ahoana??!!
maaj tenʲ malaˈɡasʲ a. manaˈʷonə̥
I know how to speak Malagasy. Hi?

Kilalao 1





Kilalao

1-Iza no akaiky kokoa ny mpilaza amin’ireto biby ireto : ity vorontsiloza ity, iry akoho iry
Valiny: ny vorontsiloza
2- Antananarivo no renivohitry Madagasikara. Marina sa diso?
Valiny: marina
3-Iza no niteny hoe “hiatakataka aho fa olon-dehibe”?
Valiny: ny ankihibe
4-Fenoy ny banga: “ao … vava ny nify”
Valiny “anaty”.
5-Inona no isa manarakaraka ny dimy
Valiny: enina
6-Manana ariary folo aho, nanalako ariary roa, ariary valo ny ambiny. Marina sa diso?
Valiny: marina
7-Inona no tsy ampy amin’ireto teny ireto “dada…neny”, “zoky…zandry”
Valiny: sy
8-inona ny mifanohitra amin’ny faly?
Valiny: tezitra
9-Inona no lokon’ny lanitra?
Valiny: manga
10. Ny zanaky ny ray aman-dreniko dia anadahiko/rahalahiko, rahavaviko/anabaviko? Marina sa tsia?
Valiny: marina.
11. Inona no tsy afenina ny mpandrandrana?
Valiny: loha sola.
12- Atsimo sy …, andrefana sy atsinanana
Valiny: Avaratra.
13-Iza ilay nototofana tsy may?
Valiny: voalavo
14-Firy ny roa ampiana roa?
Valiny: efatra
15-Inona ny andro aorian’ny zoma?
Valiny: Asabotsy
16-Inona no anarana hafa iantsoana ny dokotera?
Valiny: mpitsabo.
17. Antsiranana dia any avaratry Madagasikara. Marina sa diso?
Valiny : marina.
18-Inona no mamarana ny fehezan-teny? Teboka sa faingo?
Valiny: teboka.
19-Nankaiza ny tanteliko teto?
Valiny: laninin’ny vitsika.
20. Tohizo: isa ny amontana, roa…?
Valiny: aviavy.

THE BODY: NY VATANA


loha : the head
tenda: the neck
tànana: the arm/ the arms
felantànana: the hand/ the hands
tratra: the chest
kibo: the belly
tongotra: the leg/ the legs
felatantongotra: the foot/the feet


Put the syllabes in order.
1) tra-ton-go-:
2) bo-ki:
3) tra-tra:
4) da-ten-:
5)ton-lan-fe-tra-go-:
6) na-tà-na:
7-ha-lo:
8) fe-na-ta-lan-na

Answers:

1) Tongotra
2) Kibo
3) Tratra
4) Tenda
5) Felatongotra
6) Tanàna
7) Loha
8) Felantànana



Iny hono izy ravorona

A MALAGASY LULLABY

INY HONO IZY RAVORONA





Iny hono izy ravorona


mardi 28 février 2012

KILALAO: number crosswords



Kilalaon-teny



Find the numbers ONE to TEN below. Enjoy yourself.


ISA
IRAY
ROA
TELO
EFATRA
DIMY
ENINA
FITO
VALO
SIVY
FOLO



* Isa and iray both mean one.


V

A

L

O

P

D

F

I

T

O

I

E

N

L

F

O

L

O

M

E

B

D

A

O

I

D

I

M

Y

I

E

Z

E

F

A

T

R

A

T

M

N

T

E

L

O

E

S

I

V

Y

I

E

I

R

A

Y

O

V

N

0

N

S

I

P

R

O

A

I

E

I

A

I

S

A

H

Y

S

E

V

L
















TIME EXPRESSIONS: Filazana fotoana

Brigitte: Andray, ary toa i Saholy ary ity ?

Saholy: Ie, manahoana aky? Inona ny vaovao?

B: Vao tonga avy any andafy aho io omaly dia miantsena voan-dàlana entina miverina sahady.

S: Efa firy taona izay aky isika no tsy nihaona?

B: Tsy efa dimy ambifolo taona!!?

S: Ie, tao aorinan’ny fianarana ireny dia tsy nifankahita intsony. Talohan’izany anefa nifanerasera be. Atsy ho atsy dia tsy heno raha tsy hoe maty, ao amin’ny filazana manjo!?

B: Aiza kosa e! Teo anelanelan’ny taona sivifolo sy sivanjato sy arivo ka hatramin’ny taona roa rivo dia mbola nihaona ihany isika fa rehefa avy eo dia very adiresy, tsy hita popoka.

S: Vao tamintsika teny Ankatso ireny dia efa tsy dia nifanerasera firy intsony.

B: Hatramin’ny nivoahan’ny promotion dia tsy nifampiantso intsony e?

S: Ny fotoana farany nihaonana tsy tamin’ny fety faran’ny fianarana iny? (farewell party). Ka hijanona hatramin’ny ohaviana indry?

B: Roa herinandro ihany aho no hijanona eto dia hiverina any andafy indray.

S: Ka ilaina mialohan’izany ny fandaharam-potoana hanaovantsika fotoana e.

B: Ie. Fa amin’izao fotoana izao aloha mbola tsy afaka fa handeha mariazin’ny zanaky ny zokinay amin’ny Sabotsy . Fa raha mbola misy fotoana dia hantsoiko ianao, omeo ahy ny numerao telephone. Indraindray aho mantsy afaka miantso amin’ny finday tsy mandoa vola.

S: Ity ary e. Veloma fa tara fidirana any ampiasana aho.

B: Hatsoiko ianao eo anelanelan’ny amin’ny roambinifolo sy roa ora. Rehefa tsy miantso amin’izay aho, dia manoratra ho anao. Mbola ao amin’ilay adiresin’ny tranonareo taloha ihany? Fa mety tsisy fotoana hihaonana fa mbola ho any Nosibe hanao vakansy indray aho herinandro koa aorinan’ny mariazy.

S: Hay? Tsy maninona ka. Mbola ilay adiresy taloha ihany e.

Veloma ary e.

Veloma mandrampihaona.

lundi 27 février 2012

vadiko: malagasy possessive case




MALAGASY POSSESSIVE CASE

This rule is for the words , called of final "zero", that is words not ending by -ka, -tra, -na
-ko
-nao
-ny
-tsika/-nay
-nareo
-ny
My
Your
His-her-its
our
your
their

Remark:
-tsika is inclusive, whereas -nay is exclusive.

Dialogue
Rabrisy: Ity ‘ndray i Rason mamolava. Inona ny vaovao Rason a?
Rason: Marary ny vadiko. Ny zanako izao tsy niantra androany satria ny fiarako koa tsy nandeha, ary ao antranoko ao izao ny dokotera.
Rabrisy: Ny vadinao marary? Ny zanakao tokony nalefa nianatra ihany. Ny fiaranao koa tokony tsy najanonao ao antranonao izany fa namboarina.
Rason: Fa hitanao I Ramax ? Mitovy amin’izany ny nahazo azy: ny vadiny sy ny zanany voan’ny gripa, ny fiarany maty ary ny tranony toa namidiny.
Rabrisy: Edrey? Ka isika miresaka momba ny vaditsika sy ny zanatsika eto… Ny fotoana ity mandroso ihany... Toa mila solointsika ngezangeza ange hono ny fiaratsika sy ny tranontsika be fianakaviana raha mba mihaino ireny dokam-barotra ireny isika e? izany indray izao no malaza.
Rason: Ka ny vadinareo sy ny zanakareo, ny fiaranareo sy ny tranonareo resahina fa aza ny an’ny olona e! Izaho izao tsisy vola!
Rabrisy: Adala angaha ianao? Ny vadinay, sy ny zanakay, ny fiaranay sy ny tranonay dia karakarainay e!
Rason: Ie! Avelao ho hitan’ny havany eo izay tsy mikarakara ny vadiny sy ny zanany sy ny fiarany sy ny tranony e?! Izaho indray mikarakara ny ahy!! ...Mbay andehanako!
Rabrisy: Mamo ity marina!! Veloma!!
==""==


Vocabulary:
Vady= wife
Zanaka: child/children
fiara: car
amboarina: to fix
trano: house
marary: ill
tsy nianatra: absent from school
tsy mandeha: out of order
maty: out of order/dead
dokam-barotra: advertisement
tsisy vola: I'm broke
adala: crazy
mamo: drunk


Exercise :
Put the following words in the column corresponding to the possessive case:


my
your
his/her/its
our
your
their
antsinay (knife), sotronareo (fork), varitsika (rice), vilaniny (pot), mofoko (bread),
sezanao (chair), voanjonay (peanut), patalohako (trousers).