....................

....................

samedi 7 septembre 2019

Love God Actually, Go to church actually, manatreha fotoam-pivavahana marina tokoa



image from google 

Ho an'ireo izay tsy mpandeha any am-piangonana  fa mpijery fotoam-pivavahana ao amin ny televisiona fotsiny ihany, dia tsy hande ho any an-danitra ianareo, kanefa kosa afaka mijery ireo izay mandeha ho any ianareo amin'ny televisiona.