Voady fizarana faharoa amy tantara nalaina tao amy boky mitondra ny lohateny hoe Bina
Nosoratan i Auguste rajaonarivelo
Voady
Nahahafinaritra loatra ny andro tamin izay
Manga dia manga ny lanitra
Ary tsinjo tony dia tony ny ranomasina ery antsinana ery
Tony koa ny renirano manampatra ary mifaly havanja sy mifanenjika anaty tatamo ny
Sadakely sy ny tsiriry
Iny lakana salasala no misosa tsy rototra mamakivaky ani Manampatra
Zazavavy miakanjo sily mena no eo ampovoany mitana fivohy ary zazalahy manao akanjo volontany ambony sy ambany no eo aoriana manamory mitana ny familiany. Tsy misy miteny izy roa toa lasa dia lasa ny vinavinany mijery ity hahasoany ity manodidina
Vows
Part two of a story taken from the book entitled Bina
Written by Auguste Rajaonarivelo
VOWS
The day was so beautiful that day
The sky was so blue
And I saw the sea in the east so calm
The river was also calm and the
Ducks and the wild ducks were happy to be together and chase each other in the water
The small boat was sliding smoothly through Manampatra
A girl dressed in a red dress is in the middle holding a paddle and a boy wearing a brown top and bottom pants is behind holding the rudder. Neither of them said anything as if their thoughts had quitened as they looked at this beauty around them
https://youtu.be/eiiAkqOBaFg?si=8zz_dfk_Lg13pwL_
Now listen again and fill the blanks with the prompted words
voady, andro, lanitra, ranomasina , renirano,
zazalahy, familiany , manodidina, voady , Bina,
lakana , zazavavy, sily mena , boky, Rajaonarivelo,
Voady fizarana faharoa amy tantara nalaina tao amy boky mitondra ny lohateny hoe Bina
Nosoratan i Auguste rajaonarivelo
------------
Nahahafinaritra loatra ny………. tamin izay
Manga dia manga ny ………..
Ary tsinjo tony dia tony ny …………….. ery antsinana ery
Tony koa ny …………… manampatra ary mifaly havanja sy mifanenjika anaty tatamo ny sadakely sy ny tsiriry
Iny …………… salasala no misosa tsy rototra mamakivaky ani Manampatra
…………. miakanjo …………….no eo ampovoany mitana fivohy ary ………….. manao ……………. volontany ambony sy ambany no eo aoriana manamory mitana ny ……………. Tsy misy miteny izy roa toa lasa dia lasa ny vinavinany mijery ity hahasoany ity ……………/
-------------------------------------