....................

....................

samedi 3 août 2013

Weak accent in Malagasy Ha, na, i


Not all the letters are pronounced in the malagasy words. Here are some examples, follow the rules for the other words.
(Sorry, there is no audio available, problems)
(warning: many observations that I made make me say many things which do not interest the malagasy linguists. For example: the stress in malagasy words, the new changes in structures, neologisms, so on. So double check with other people. Or just follow  this blog to find new ones)

the first letters I / ia/ or more are not pronounced
Ianareo= ‘nareo (you)
Indry = ‘ndry (familiar you for a girl)
Ialahy = ‘ela (familiar you for a boy)
Iledala (he) = ‘nedala
Ity= ‘ty  (vulgar you)
Itena= ‘tena (vulgar you)

 the  ending –na
Manahoana =  man’ahon’ or even elision of man- [ ‘ahon’]
Inona ny vaovao ? inn’n’vavau

 vowels  y/i/ a in the middle
Tsy misy= tsisy= [ts’is]
Ho aiza ianareo? Hu ai’z ‘nare’u

 h + Combination ia=e
Handeha hiantsena= ‘nde’hetsen’
Handeha bisy sa handeha tongotra? ‘ande’biss’sa’ande’tun’gtr?
Handeha taxi ka!  [‘ande’ taxi-ka]

sy / ny / amin'ny / tamin'ny  (and/determiners/at)
most of the time they are not stressed, that is not fully pronounced
mofo sy  vary (bread and rice) = 'muf's'var'
amin'ny roa (at 2 o'clock) = am' ru

A not pronounced if the next word begins with a vowel like : like a in fa
fa aiza ianao?  (where are you ) f'aiz'enao?
manoratra izy (he is writing) = manoratr'izy

-Ha/hy/ho at the end of words are  not pronounced sometimes
mandeha tongotra (walk)=  mande' tongotr'
mihomehy aho (I am laughing) = mime' a'
izaho (I) = 'za'
izaho tsy hihinana (I won't eat) ='za ts' iinan'/za tsinan'
izahay='zay'
 izahay tsy nahazo (we don't get something)= 'zay ts'na'azo



*******

Noraisin’ny komandin’ny zandarimariam-pirenena tao amin’ny birao fiasany, omaly  tamin’ny 09 ora sy sasany maraina, [ny mpiasam-panjaka amerikana miasa eo] anivon’ny ambasady amerikanina eto Madagasikara. Nandritra io fihaonan’ny roa tonta io no nanambaran’ity « attaché de défense » ity fa tapitra ny fotoam-piasany ka tsy maintsy handao an’i  Madagasikara  izy ny volana aogositra 2013 ho avy izao sady nanao veloma [ireo ] jeneraly malagasy. Nisy ny jery todika teo amin’ny fiaraha-miasan’ny  roa tonta hatramin’izay ary ny jery vina ho amin’ny ho avy, rehefa miravona ny krizy eto Madagasikara. Marihina fa efa tonga nanotrona sy namaly ny fanasan’ny zandarimariam-pirenena ity « attaché de défense » ity niaraka tamin’ny « attaché de sécurité intérieure » frantsay  tamin’ny famoahana amin’ny fomba ofisialy ireo mpiofana tao amin’ny sekoly ambonin’ny zandarimariam-pirenena Moramanga, ny zoma 19 jolay 2013 teo. Ireo fihetsika ataon’ireo masoivoho vahiny ireo dia manamarina fa manga ny lanitra eo amin’ny zandarimariam-pirenena sy ny firenena lehibe raha amin’ny lafiny fifandraisana, (...)


N’raisin’ komandin’ zandarimari’-pirenen’ tao am’ birao fesan’, omaly  tam’ siv’ or’ s’ sasan’ marain’,  [n' piasa-panjaka 'merikan' miasa eo ] anivon’ ambasad’ amerikan’ eto Madagaskar’. Nandritr’io fi’ônan’ro  tont’ io n’ nanambaran’ty « attaché de défense » ‘ty fa taptr’ n’ fotô-pesany ka ts’ maints’ ‘andao ‘n’i  Madagaskar’izy n’volan’ôgositr’ 2013 ho av’‘zao sady nanao velom’ ['reo]  jeneral [ mala-gas' ]. Nis’n’ jery todika teo am’ fera’a-miasan’ny  ro’tonta ‘atram’zay ary n’ jery vina ‘o am’ ‘o avy, re’efa miravon’ n’ krizy eto Madagaskar’. Mari’ina f’efa tonga nanotrona s’ namaly n’ fanasan’ zandarimari-pirenen’ ‘ty « attaché de défense » ‘ty niaraka tamin’ « attaché de sécurité intérieure » frantsay  tamin’ famoa’ana am’ fomb’ofisialy ireo ‘piofan’ tao am’ sekoly ambon’ zandarimarim-pirenena Moramanga, n’ zoma 19 jolay 2013 teo. ‘reo fihetsik’ ataon’ireo masoivo’o va’iny ‘reo de manamarin’ fa manga n’ lanitra eo am’ zandarimari-pirenena sy n’ firenena lebe ra’ am’ lafin’ fifandraisana, (...)
(Tribune madagascar)