Can you correct the misspelled words of the joke
indray andro hono izany i Jesosy sy ny mpianany dia
nandeha sambo dia nihirahira ry zareo :
one day Jesus and his disciples went on a boat and they were singing
dia inona ary hono ilay hira nataony?
what do they sing?
O mandrosoa ry mpanaraton'i Jesoa? (this is a cantique in the Fihirana FFPM, hymns and cantiques) number 303, by A. Rakotovao)
Andeha hody aho dieny tsy mamo o!
I will go home now that I am not yet drunk= a famous song
Tsy hay= Tsa hay= from the Betsileo dialect
we don't guess
mba valio ary hoe!
give the answer
ilay hiran'i Dama ( called Mahaleo) hoe : ny ranomasina a, sy ny lanitra a! samy manga a; madio o! mahafinaritra a=
the song of Mahaleo: the sea, the sky, are all blue, pure and beautiful
Thxs for the joke on tianamix.com