....................

....................

vendredi 18 mai 2012

Sport name sin MAlagasy : siporo : Sport 1 boksa


Manao pingy pongo aho.



Miady boksa ny lehilahy anankiroa.



Manao korsa bisikileta ny mpifaninana.




Ny hazakazaka dia ho an'ny olona salama.


Manao siporo mibata fonjamby na dia ny vehivavy aza.