....................

....................

lundi 2 avril 2012

Doda sy Lezo by Alban Ratsivalaka: Learn Past tense with comics



by Alban RAMIANDRISOA RATSIVALAKA, comics DODA sy LEZO.


Exercise :
Put the verbs in the past tense: Look at the pictures, and fill the gaps accordingly (active, passive forms).

I Doda sy i Lezo
1-(tapaka) hazo i Doda sy i Lezo omaly.
Lehibe sady vaventy ilay hazo.
I Doda aloha no 2-(tomboka), izay vao 3- (ampy) i Lezo.
Rehefa reraka i Doda dia 4- (ome) an’i Lezo ny famaky.
Dia 5- (tapaka) ny hazo koa i Lezo. Fa tsy 6-(haino) tsara an'i Doda izy.
Ka loza fa diso ambonimbony kokoa no 7- (tapaka) n ’i Lezo ny hazo ka tsy 8- ( zera) ilay izy.
--------
answers:
1-nanapaka -2-nanomboka-3-nanampy- 4-nomeny 5-nanapaka-6-nihaino-7-nanapahan'-8-nianjera

Translation
Nanapaka hazo i Doda sy i Lezo omaly.
Yesterday, Doda and Lezo cut down a tree.
Lehibe sady vaventy ilay hazo.
It was huge and large.
I Doda aloha no nanomboka, izay vao nanampy i Lezo.
Doda began the cutting, and then Lezo gave a hand.
Rehefa reraka i Doda dia nomeny an’i Lezo ny famaky.
When Doda was tired he gave the axe to Lezo.
Dia nanapaka ny hazo koa i Lezo. Fa tsy nihaino tsara an'i Doda izy.
So Lezo cut down the tree also. But he hadn't listened to Doda's intructions.
Ka loza fa diso ambonimbony kokoa no nanapahan ’i Lezo ny hazo ka tsy nianjera ilay izy.
So unfortunately the two cuts did not meet because he had cut higher on the trunk. Finally the felling of the tree failed.