....................

....................

dimanche 8 avril 2012

Miditra hotely=Going to a restaurant: henakisoa sy voanjobory




Miditra hotely

2-Eny Ampefiloha, akaiky ny Ministeran’ny fampianarana.
A-inona no aroso anareo izay ?
B-Ah, misy henakisoa sy voan-jobory , ary lasary voarabia ve, tompoko?
A-Dray, io mitsy ny spécialité-nay e, mandrosoa, dé mila ny plat, asiana kafé sy desera ve?
B-ie, kafé misy ronono, ary gatô ny desera , ohatrinona izay rehetra izay?
A-katy mila ihany ny fitambarany.
B-Ity misy sainky mila.
A-Ity ny mila famerim-bolanao. Mahazotoa homana.


https://docs.google.com/file/d/0BwDbOGaZ6bSPMzBZNVFhQWVSaXFLeHo3cHhWYTJEdw/edit


--***--

Hotel is restaurant also for Malagasy people.
*Mila: mille francs, deux mille francs, …trois, quatre; cinq, six…
Mila : two hundred ariary= one thousand francs