....................

....................

samedi 25 février 2012


Mandeha takisy be : taking a taxibé

A-Andeha ho any Analakely aho hiatsena. Andeha ve ianao?

I am going to Analakely, to do some shopping. Are you coming with me?

B-Ie, andao andeha e!

Yes, let’s go

A-Firy moa ny bisy makany?

What is the number of the bus which goes to that place?

B-Taksy be izao no mandeha. Misy lina roa: Ligne efatra ambifolo sy Ligne enimpolo no makany.

It is a Big Taxi (Taxibé=Share taxi). There are two lines, line number 14 and line number 60.

A-Aiza no mandray ny ligne enimpolo?

Where do we take the line number 60?

B-Etsy amin’ny aré bisy no maka azy. Dia miala eo amin’ny fiangonana, aorinan’ny sekoly Mazoto.

We take it at the bus stand. Then we do down in front of the church, just after the Mazoto school.

A-Ohatrinona moa ny fré?

How much is the fare?

B-Telonjato isan’olona e!

300 ariary per person.

A-Manamajinika ve ianao?

Do you have any money?

B-An, an, an, vaventy ny aty , roa arivo.

No, I have bank notes, 2000 ariary.

A-Andao fa any anaty taksy be manao majinika. Aloavy miaraka aminao ny fréko dia omeko anao ny anjarako rehefa avy eo, rehefa manana majinika.

Let’s go, at the taxibé they wil give us change. So please pay for me when you pay for you, and when we are given the change, I can give you the exact amount for mine .

B-Raikitra e!

OK!