....................

....................

samedi 25 février 2012

TSY HITAKO NY LALANA: I cannot find my way

TSY HITAKO NY LALANA: I cannot find my way

Dialogue 1:

A-Azafady , aiza kay ny lalana mankany Tsimbazaza ? Tsy hitako ny lalana.

Please, can you tell me how can I get to Tsimbazaza, I am lost.

B-Mandeha tongotra ianao?

Are you on foot?

A-Ie. Mandeha tongotra aho.

Yes I am.

B-Manaraka ity lalana ity ianao, dia rehefa mahita ny stady Mahamasina dia miankavia, manaraka ny lalana voalohany miakatra. Dia tonga.

You follow this road, and when you see Mahamasina Stadium , you turn left, you follow the first road which is climbing.

A-Misaotra tompoko.

Thank you, sir.

B-Tsisy fisaorana. Veloma.

You are welcome. Bye.

A-Veloma.

Bye.