....................

....................

dimanche 26 février 2012




Manda torohevitra: REFUSING THE ADVICE




Dialogue 1

A-Mandeha tsara ve ny fivarotanareo?
B-Loza fa nisy mpivarotra vao nisokatra eo akaikinay, ary mivarotra entana mitovy aminay.
A-Tena misy fifaninana tsy mendrika mitsy aloha amin' izao fotoana izao e. Tokony hanao dokam-barotra ianareo ary hampidina vidin'entana.
B-Ka tsy azonay atao intsony izany fa efa nataonay tamin'ny volana ambony e, ka tsy afaka mampidina vidin'etana intsony izahay.
A-Ka dia vita izany ny aminareo.

Remember:
Tokony.. You should..
Tsy azo atao.. It is forbidden to..