....................

....................

dimanche 26 février 2012

MANOME TOROHEVITRA: Giving advice




Dialogue 1
A-Manahoana, inona no vaovao?
B-Ny fahasalamana mandeha tsara ihany fa ny vola no tsy misy. Ny saram-pianaran'ny ankizy anefa tsy maintsy aloha amin'ny faran'ny volana.
A-Ny anareo koa izany foana! Raha izaho ianao, mihafy kely fa tsy mirobaroba be hoatra an'izao. Maninona raha mandeha taxibé aloha fa ajanona ny taxi mandritra ny herinandro ohatra?
B-Ie, angamba izay no andeha hataoko.

Remember:
Raha izaho ianao= If I were you, I…
Maninona raha.. Why don' t you …?
Angamba izay no andeha hatao: I think I will do that.