....................

....................

mercredi 21 mars 2012

If I were : Raha mba izaho no miliaridera





The Malagasy conditional tense





mety...



Mety ao an-trano izy= he might be at home



raha ( mba) ... dia ....



raha handeha aho dia lazaiko mialoha ianao

If I go, I will let you know in advance.



Raha mba izaho no miliaridera dia hizara fanafody maimaimpoana.

If I were a billionaire, I would distribute free medecines.







------------







LISTENING COMPREHENSION










Listen once without doing anything


2- Read all these words for one minute, you will need to recognize them for your listening from 0:07 to 0:30.

misondrotra/ mahantra/ sida/ toe-karena /

manankarena/ misondrotra/tazo


3- Listen from 0:07 to 0:20 and fill with the words

0:07 Ny andaniny miteny hoe miari-doha hono ny 1……… malagasy e

2………. six virgule sept pour cent hono ny harikarena faobe e

0:15 Ny ankilany indray 3………………daholo hono izay rehetra 4…………..

Tsy fantatro : Hitombo ve ny kapokam-bary handrahoana amin’zany sa ho foana ny 5…. sy ny 6………..?



4-Read the words. Listen from 0:20 to 0:30 and fill the gaps:

mpanambola be / izaho/ akanjo / atoandro/ zavatra/ lasa

0:20 Izaho aloha raha 7…………. ka manana 8………….betsaka omena an

Ohatra hoe kaly sy 9……………..

Dia ho sambatra ity firenena ka i Gasikara ho 10…………. edena

0:30 Izany ve tsy nofy 11 ………………

0: 36 Raha mba ………….. no miliaridera/

Mpanan-karena/ ……………….. (X2)

-------




5- Read these words for one minute:

Fetibe / havako rehetra / foana/ katrami / vola/amin’ny bazary/

Listen from 0:56 to 1:19. Fill the gaps

0:56 izarako ……….. isan’andro, isan’andro ny …………….

mba afahany miantsena, any …………sy any eny amin’ny epicerie

Inviter-ko aby aby ireo akamako sy ny ……………

1:19 ………. foana ………..ny fiainako sady tsy asiako fetra

-----

6- Read the following words

Marary/ Volamena, / tratra/ ratsan-tànako/mody/ an-tsena/ fanafody,


6-Listen from 1:18 to 1:40 and fill the gaps

1:18 Ny …………. dia asiako, ho fenoiko …………..

Un million isan’andro no aparitako; hozaraiko eny ………..

Ireo izay …………. hividianako, hizarako ………..

1:40 Izay …………. hariva ho tateriko gratuitement rehefa ……………

-----------


7- Listen till the end, read the script and enjoy. You have some free translation

0:07 Ny andaniny miteny hoe miarin-doha hono ny toe-karena malagasy e

misondrotra six virgule sept pour cent hono ny hari-karena faobe e

0:15 Ny ankilany indray manan-karena daholo hono izay rehetra mahantra e

Tsy fantatro : hitombo ve ny kapokam-bary handrahoana amin’izany sa ho foana ny tazo sy ny sida?

Izaho aloha raha mpanan-karena ka manana zavatra betsaka omena an

Ohatra hoe kaly sy akanjo

Dia ho sambatra ity firenena ka i Gasikara ho lasa edena

0:30 Izany ve tsy nofy antoandro?


0:36 Raha mba izaho no miliaridera/

Mpanan-karena/ mpanambola be (X2)


0:56 izarako vola, isan’andro, isan’andro ny katrami

mba afahany miantsena, any amin'ny bazary sy any eny amin’ny epicerie

Inviter-ko aby aby ireo akamako sy ny havako rehetra

1:19 Fetibe foana foana ny fiainako sady tsy asiako fetra


1:18 Ny rantsan-tanako dia asiako, ho fenoiko volamena

Un million isan’andro no aparitako, hozaraiko eny atsena

Ireo izay marary hividianako, hizarako fanafody

1:40 Izay tratra hariva ho tateriko gratuitement rehefa mody


Raha mba izaho no miliardera

Mpanakarena, mpanambola be

----