....................

....................

mardi 20 mars 2012

Kilalao

Kilalao 1

1-...no anaranao? Koto no anarako.
2-Amin'ny ... izao? amin'ny valo ora.
3-... ny vary. Dimy arivo ny kilao.
4-Dada ...Neny no nitaiza ahy.
5-Hiakatra ... ambony ve ianao? Tsia hijanona aty ambany aho.

Valiny :
1-iza, 2-firy, 3-Lafo, 4-sy, 5-any

Kilalao 2

omeo ny teny mifanohitra
1-mainty=
2-lava=
3-matavy=
4-manankarena=

Valiny:
1-fotsy -2-fohy-3-mahia-4-mahantra

Kilalao 3

Fidio ny mifanaraka indrindra
1-inona no tsaboin'ny mpitsabo
a) ny mpandihy b)ny mpianatra c) ny marary
2-aiza ny elika
a)eo ambany soroka b)eo ambony loha c)eo amin'ny tongotra
3-ny saosisy dia vita amin'ny
a) hena voatoto
b) hena misy taolana
d) henan'alika
4-fenoy ny banga
atsimo/......../andrefana/.......

Valiny=
1-c)2-a)-3-a)4-avaratra/atsinanana


Kilalao 4
1-Ny orona dia ampiasaina...
a) hiainana b) hihinanana c) hihirana
2-Mody any.... ny masoandro.
a)andrefana b) avaratra c) Atsinanana
3-Ny saka dia
a) biby b) olona c) voankazo
4-rehefa manala fanadinana dia mety
a) afaka b) manasa lamba c) mody

Valiny:
1-a)-2-a)-3-a)-4a)


Kilalao 5
Fantaro ny mety dikan'ireto

1-boky soratra masina 1- baiboly
2-sakafo hanina amin'ny laoka 2- v - - -
3-vohaina rehefa hivoaka ny trano 3-v - - - - - - - - -
4-fitaovana fanapahana 4-a - - - -
5-voly ahazoana siramamy 5-f - - -

Valiny:
1baiboly 2-vary 3-varavarana 4-antsy -5-fary