....................

....................

vendredi 2 mars 2012

Malagasy days: ANDRO MALAGASY

Names of Malagasy Days

Alatsinainy Monday
Talata Tuesday
Alarobia Wednesday
Alakamisy Thursday
Zoma Friday
Asabotsy (=Sabotsy)  Saturday
Alahady (=Lahady)   Sunday



Examples:

- Inona no ataonao amin’ny alatsinainy? Mianatra aho.
What are you doing on Monday? I am studying.

-Afaka ve ianao amin’ny ny talata?- Miala tsiny, fa alahady aho vao afaka.
Are you free on Tuesday? – I’m sorry; I’m only free on Sunday.

- Hijery sinema izahay amin’ny alarobia alina. Handeha ve ianao?
We are going to the cinema on Wednesday night. Are you coming with us?

- Inona no ataonareo amin’ny alakamisy hariva? – Handeha handihy izahay.
What are you doing on Thursday afternoon? We are going out dancing.

- Manao fety aho amin’ny zoma hariva. Ho avy ve ianao?
I am giving a party on Friday night. Are you coming?

-Malala ka ve ny fotoananao amin’y asabotsy izao?
Are you free on Saturday?

-Tongava aty antrano amin’ny alahady fa misy batisan’i zanaky ny zokinay.
Come over to my house because there is the baptism party of my brother’s elder child.