....................

....................

mercredi 21 mars 2012

Raha mba... The Malagasy conditional tense (2)

Raha isika roa irery, hono, no ety ambonin'ny tany?


Teo am-pisoronana afo amin'ny alina izy roa, indray mandeha, mitorevaka amin'ny seza bory iray avy. Miketrika ao ambilany ny sosoa vary mena ary mihoninkonina mitohy kitoza amin'ny fitrebika i Renibozy. (...)

-eny, hoy aho Rainibozy, raha mba isika roa irery, hono, no eto ambonin'ny tany?
(...) - dia ahoana anefa hoy Rainibozy variana: iza no hamboly vary, iza no hanenon-damba, iza no hanefy vilany, hivaro-tsavony, hamboatra siramamy?
- fa angaha izany? hoy Renibozy zendana amin'izato habadoan'ny lahy: Ingahy Rainibe hanao tanimbary, Ingahy Ravokatra hamboly voankazo, Ramatoa Ramasy hataoko mpatsaka, i Bao ato avaratra no hanasa lamba, i Befa atsy atsimo hahandro sakafo, i Koto atsy andrefana hiandry omby, ry zareo ao atsinanana ho fanirakiraka! ...
-(...) i Rainiberamaha ho mpiborosy soavaly, ny zanany efatra hataoko mpilanja! (hoy Rainibozy)

Lasamborona kelikely izy mivady dia niara-nisento...

Ratsifandriamanana, Lavakombarika, (desambra 1965), p 110-111.



-----



Vocabulary:
sosoa: rice cooked in a lot of water, that it looks mashed
kitoza: barbecue
iza: who
mpatsaka: water fetcher
mpanasa lamba: laundress
mpahandro sakafo: cook
mpiandry omby: ox herder
fanirakiraka: polyvalent helper
mpiborosy: (from brush) stable boy
mpilanja: the throne carrier

lasam-borona: to meditate

misento: to sigh




---



Reading comprehension:



1-how many people are talking in this extract?
2-Does M. Rainibozy rejoice at the wish of being alone on earth?
3-can you write down the objections of Rainibozy to the wish of being alone on earth?
4-According to you, what is the social condition of the characters? Consequently, what are the social conditions of the people mentioned?

5-What is the theme of their wishes (last paragraph)?




Answers:


1, two, Rainibozy and Renibozy.


2-No, he doesn't, he has objections.


3-who would plant rice, weave, make pots, soaps, sugar?


4-they are poor (mashed rice and barbecue, the wishes of making the opposite of reality), whereas the others are rich


5-they wanted to be rich, to have many servants, to be treated as king and queen (mpiborosy soavaly, mpilanja)



Match the sentences :
If they were rich, .....


1-Ingahy Rainibe


2-Ingahy Ravokatra


3-Ramatoa Ramasy


4-I Bao


5-I Befa


6-The other neighbours


7-Rainiberamaha


8-The sons of Rainiberamaha






a-would be the throne carriers


b-would wash the linen


c -would fetch the water


d -would plant rice


e-would take care of the horses


f-would cook


g-would be the helpers


h-would plant fruit trees




The answers:


1-Ingahy Rainibe d-would plant rice
2-Ingahy Ravokatra h-would plant fruit trees
3-Ramatoa Ramasy c-would fetch water
4-I Bao b-would wash the linen
5-I Befa f-would be the cook
6-The other neighbours g-would be the helpers
7-Rainiberamaha e-would take care of the horses
8-The sons of Rainiberamaha a-would be the throne cariers





Continue with the other three sentences from the text:



1-raha mba isika roa irery, hono, no eto ambonin'ny tany dia iza no hamboly vary?
If we were living all alone on earth, then who would plant rice?




Answers:


2-raha mba isika roa irery, hono, no eto ambonin'ny tany dia iza no hanenon-damba


...who would weave the pieces of cloths?


3-raha mba isika roa irery, hono, no eto ambonin'ny tany dia iza no hanefy vilany?


...would make steel pots?


4-raha mba isika roa irery, hono, no eto ambonin'ny tany dia iza no hivaro-tsavony?


..would sell soap (bars)?


5-raha mba isika roa irery, hono, no eto ambonin'ny tany dia iza no hamboatra siramamy?


... would make sugar?