....................

....................

vendredi 2 mars 2012

TOETRANDRO: WEATHER FORECAST









envoyé par vaovaomalagasy. - L'info internationale vidéo.
(0.55- 1.50)
Listen and answer
1- Give the name of the climatic phenomenon described in this video.
2- What is its name?






3- Which direction is it going?
a) Avaratra
b) Andrefana,
c) Atsinanana
d) Atsimo
4- What is its speed?
A) fito kilometatra isan’ora
b) fitoambifolo kilometatra isan’ora
c) fitopolo kilometatra isan’ora

5-It is located at …….. in the north east of Antsiranana .
a) Dimapolo sy efajato kilometatra
b) Efapolo sy dimanjato kilomatratra
c) Dimy amby efapolo kilometatra

6-The alert is on for the following regions: True or False
a) Antsiranana voalohany sy faharoa
b) Distrikan’I Maroantsetra
c) Morotsiraka amin’ny tapany avaratr’i Madagasikara
--------
Answers:
1) rivodoza, a cyclone.
2) Bongani.
3) d) atsimo
4) fitoambifolo kilometatra isan’ora (17km)
5) dimapolo sy efajato kilometatra
6) 1/2/3 TRUE

-----
Complete the gaps of the weather forecast:
Tompolahy sy tompokovavy, tahaka izao manaraka izao indray ny vaovao azo farany mikasika ilay (1)-...
Manohy ny diany miak……(2) somary atsimo amin’ny hafagainam-pandeha 17 km isan’ora izy amin’izao fotoana izao ary tany amin’y dimapolo sy efajato kilometatra avaratra atsinanan’i Antsiranana no nisy ny foibeny tamin’ny ….(3) maraina teo.
Manakery hatrany ny ….. ....(4) voarain’ny ireto distrika manaraka ireto
Ny distrikan’ny Antsiranana voalohany sy ….. (5)
Nosy be, Ambilobe, …..(6) , Andapa, Vohemara, Sambava, Antalaha
Tahaka izay ihany koa ny distrikan’I Maroantsetra, Mananara avaratra, (7) …., Sainte Marie, Mandritsara, Befandriana Avaratra, Antsohihy, (8)…..ary ny distrikan’I Bealanana
Toy izany ihany koa ireo (9) ……….any amin’ny morotsiraka amin’ny tapany avaratr’i Madagasikara iny mba hitadrina fa hahery be ny ranomasina
Dia manome fotoana anao afaka ora vitsivitsy indray
Izahay sampandraharaha eto amin’ny meteo.
==="""====
Answers
Answers:
1- rivodoza Bongani
2- andrefana
3- enina ora
4- filazana fanairana
5- faharoa
6- Ambanja
7- Sonierana Ivongo
8- Analalava
9- mpanjono
==="""===
The province of Antsiranana, situated in the extreme North of Madagascar, was also called Diego Suarez during the colonisation. The province is now divided in two: Diana ( capital city Diego I), and Sava (capital city Sambava), yellow 1 and 2, at the extreme north of the map of Madagascar.